|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 varotra an-kobohobo |
| Singan-teny | 2varotra, 3hobohobo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny; varo-maizina.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|